Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 18 avril 2024
Antananarivo | 21h34
 

Répondre à un commentaire

12 mars 2019 à 10:20 | I MATORIANDRO (#6033)

Mirosoa @ lalina kokoa hoah ianao Andriamatoa Christian NTSAY o !

tsy afaka manome daty hoe rahoviana ve enao sa sao de sanatria variana ao anaty kiilalaon’reto nanendry anao ???!!!

Averiko ihany fa raha arak’le hevitr’le olona tompon’io fametrahana governora io dia asa sy andraikitra lehibe no miandry ireto farany !!!

Hamatsy vola antsika ho an’reo olona tsy voafidim-bahoaka ireo nefa omena andraikitra goavana be ve ny mpamatsy vola ???!!!

sa ho atao otran’ny vata fandefasana taratasy fotsiny izy ireo de avy eo hifanome tsiny indray ( tranga solondrasana, clodine sy ny ben’ny tanana izay fandalovan-javatra fotsiny ??, !!!)

Omeo le datin’andro ivoahan’io fanendrena governora io satria tsy izany no fomba fiasa nahalalako anao.

farafaharatsiny tokony miteny ianao hoe ho fidiana @ taona zao izy ireo mba hampilamina ireo zay nampanofisina volana sy kintana fa raha tendritendrena @zao fotsiny reo de fomba fiasa clodine ihany no governora.

Misaotra tompoko.

Samia velonaina

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS