Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 01h28
 

Répondre à un commentaire

9 mars 2019 à 12:58 | lanja (#4980)

Mahagaga ihany ny fanakianana ataon ny sasany amin ny mpanao politika eto amintsika, tsy misy lalàna eto milaza fa tsy tokony ho depioté ny artiste... ary ny tenako manokana dia mahita ankehitriny fa misy lesona lehibe azon ny taranaka malagasy raisina @ mpitondra @ izao.... Te ho tafita ve ny tanora, ? tsotra ihany, afaka mijanona eo @ bac, manao dj ohatra, miasa manao évenementiel sy pub, dia mety ho lasa prezda...mihira, manohana dj @ propagandy mampilendalenda ny mahantra, dia mety ho lasa depioté... manao hatsikana dia mety ho lasa DG.....aoka kosa tsy asina fialonana fa mba manaova eh, efa misy fenitra arahina io, avy any ambony ny ohatra. Tsy misy asa maloto mihitsy izany,
ny heveriko ho tsy mety kosa dia ny manao fraude @ diploma, mety ho lasa ministra tokoa nefa tsy dia mendrika lotra izany..

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS