Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 13h33
 

Répondre à un commentaire

8 mars 2019 à 11:28 | I MATORIANDRO (#6033)

Mihevitra ve ty fitondrana ty fa hanaiky ny hadalana sy ny voalobo-jaza tiany atao koa ny mpamatsy vola ???!!!

Betsaka ny tonom-bola azo tenenina fa raha tsy mitsangana ny antenimiera tsy misy vola mirotsaka zany eo indrindra indrindra raha sanatriaviko ka antoko na vondron’olona hafa no maro an’isa eo !!!

Izay koa no mbola maha-taraiky ny fanendrena ireo zay lazaina fa governora satria na teren’ny mpamatsy vola hiverina @ io heviny io ny fitondrana na tsy mifanaraka @zay tian-dratompokolahy atao ny zavatra tian’ny velona atao !!!

tsy misy zavatra miainga zany eo raha tsy manana andrim-panjakana demokratika ny firenena raha mbola ny vola mangatsiaka no antenaina hanaovan-javatra.

Samia velonaina

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS