Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 20h31
 

Répondre à un commentaire

4 mars 2019 à 12:13 | Vohitra (#7654)

Eto amin ny tranonkala MT indray, dia misy mpandray anjara matihanina sy efa nisotro ny aleoko ho maty, efa maty voalavo ankibo, ary vonona ny hihinana amam-bolony mihintsy, ary tsy mitsahatra ny mitondra ny vahaolana ho an ny fitondrana mijoro.

Raha noana ianao, raha osa ara-pivelomana, raha farofy vesaran aretina, raha iharan ny setrasetra sy tsy fandriampahalemana, raha tsy ampy sakafo, raha tsy mahatakatra ny saran ny fampianarana ny zanakao, tsotra ny vahaolana omeny, ary ataovy mahafapo anao izany vahaolana izany :

Vahaolana : VAKIO NY IEM dia ho afaka ny tebitebinao.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS