Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 15h10
 

Répondre à un commentaire

4 mars 2019 à 11:09 | Vohitra (#7654)

- noana ny vahoaka, lafo vidy ny vary ka tsy takatry ny mahantra
- efa migadra i Mbola sy Eddy fa mangina e

- misy asa ve fa betsaka loatra ny tsy an asa ny tanora ka lasa mirenireny fotsiny
- efa atao fanafihadiana i Mahafaly fa mangina oa an

- lafo tsy takatry ny mahantra mihintsy ange ny fitsaboana eny @ hopitaly e
- ny vakisiny kitrotro aloha no maimaimpoana izao, ny aretina hafa ho hita eo ihany, fa mangina @ izay aloha e !

- dia ahoana fa tena dobo rano ny tanana sy ity lalana ratsy feno lavaka ity e
- efa tsy misy polisy manotra anareo aloha izao fa mangina @ izay oa sao tezitra eo izaho an !

Lasa mifanakalo hevitra ity ny moana sy ny marenina an !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS