Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 22h13
 

Répondre à un commentaire

4 mars 2019 à 10:38 | Ibalitakely (#9342)

Nisy namana vazaha mpandraharaha iray mpitsidika eto Madagasikara tsindraidray no nanontany indray andro hoe « ankohatra ny loto & ny tsy fanarahan-dalàna (vao eo @ seranana Ivato ianao dia mahita zandary & pôlisy mandeha double amin’ny scooter tsy manao casque ; ny soratry ny plaques d’immatriculat° samy manana ny azy ao ny matavitavy, ny manifinify, ny mahintsy & ny ny mandry, nisy mihintsy aza ny style gothique sns) dia inona ihany koa no tena mampiavaka an’ny tanàna eto ?? ». Rehefa tsy nisy nahavaly dia hoy izy : « ny filaharan’ny bidons jaunes isaky ny 100 metatra & ny minicharettes (rambaramba !!) feno io bidons jaunes io ihany no zavatra tsikaritra voalohany eny an-dàlana. Dia nampiany avy eo hoe raha izany buildings maro izany ve no hatao tsy ho feno olona mifanaretsaka milanja bidons jaunes na eny @ totohatra na eny @ làlantsara na ascenseurs !!

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS