Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 22h13
 

Répondre à un commentaire

1er mars 2019 à 15:58 | mandinika (#4014)

Miala tsiny aminareo aho ry mpitondra isany fa raha tsy naharesy ny tsy fandriam-pahalemana hatramin’izay ka hatramin’izao ary mandrakizay ianareo dia dondrona daholo amiko.
Atao inona fotsiny miaramila eraky ny caserme be dia be ireo ? Manginy fotsiny ireto jeneraly mirarak’ompana ambolenareo otran’ny anana ireto. Fa angaha ireo natao sy atao ary ho atao haingon-tanàna fotsiny ao. Dia lazao koa hoe tsy misy ny vola fa ireo anie mandray karama isam-bolana nefa tsy mahavita miaro an’i Madagasikara akory e. Raha ho avy any aoriana any ny fanafihan’ny firenena hafa dia inona no atao ? Tonga dia hilavo lefona tsy miady angamba. Ha3
Asa raha mba hisy sahy hamaly ity coms ity ka mbola hiaro ny mpitondra teo sy ny ankehitriny.
Ho hita eo ny 5 taona raha nandray lesona tokoa ity fitondrana ity.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS