Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 23h50
 

Répondre à un commentaire

1er mars 2019 à 11:51 | Midabetsy (#8062)

Salama Daholo.
Soso-kevitra mba hamerenana ny fandriam-pahalemana satria tsy ny any rery no olana.
Raha tiana ny hahazo vokatra tsara dia mila avaina ny voly esorina lavitra ny ahi-dratsy sao miverina mitsiry indray. Tsy azo dorana fa manimba ny tontolo iainana donc :
- Sokafy indray ny fonja any Nosilava.
- alefaso any daholo izay dahalo na ambony latabatra na anaty bozaka na anaty ala.
- Izay be grady no alefa aloha : ny mpanondrana any ivelany - ny mpanangona eto antoerana - mpamatsy basy sy bala - mpanamboatra ny taratasy - mpanolotra sy ny mpamaky vala.
6 mois io de milamina raha vita izany.
Tsy mitombina izay milaza fa tsy fantatra reo nefa nandritra ny 10 taona izao dia nirongatra izay tsy izy ny asan-dahalo.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS