Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 03h50
 

Répondre à un commentaire

28 février 2019 à 11:32 | Eloim (#8244)

Efa hita foana hatr@ zay fa tsy ny fanovàna olona no mampandroso na tsia ny orin’asam-panjakana tahaka ny jirama. Ny DG zany dia mpanatanteraka ny lamin’asa apetraky ny CA, izay mandray baiko avy hatrany any @ Ministeran’ny angovo, ny PM ary indrindra ny Filoha. Ny DG dia toerana politika ka na tian’ny syndika na tsia dia tsy maintsy miova io. Torak’izany koa ireo mambra ny CA ireo. Dia politika vaovao indray izany no enti-mitantana ny orin’asa.
Arahabaina aloha ny hevitra miposaka avy @ PM hoe ahena ny vidin-jiro ary aoka tsy asiana akamakama ny @ fandrafetana fiaraha-miasa.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS