Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 01h51
 

Répondre à un commentaire

4 mars 2019 à 09:59 | Ibalitakely (#9342)

Asa na izaho no tsy matadidy & tsy mahazo resaka fa, nandritry ireny fampielezan-kevitra & « débats » 2018 nalefa t@ haino aman-jery ireny dia niteny mazava tsara, mazava tsara hoy itsika, ny mimerô terezy raha nanontanian-dry RAVOAJANAHARY Voary & ny namany ohatra hoe manahoana ny momba ny famantsiam-bola ny tetikasanareo tsirairay avy raha toa ka lany ianareo [n° 15 & n° 13], mila vola avy any ivelany ve ?? Mba nazava tsara, nazava tsara ihany koa hoy itsika, ny valin-tenin’i André RAJOËL hoe « tsy mila famamtsiana avy any ivelany aho fa ny harena eto an-toerana dia hahavitako azy, & efa nasehoko rahateo izany nandritry ny tAtezamihitatra izay tsy nisy vola avy tany ivelany ». NEFA TOA VOAMAIKA MIDODODODO ireo mpamatsy vola mahazatra !!!!!!!

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS