Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 03h44
 

Répondre à un commentaire

26 février 2019 à 11:06 | I MATORIANDRO (#6033)

Hafa ihany Andriamatoa Filoha Hajaina Marc RAVALOMANANA !!!

Rehefa avy nampiasa ireo angidim-by nandritry ny fififdianana izy de mbola nampiasa azy ireo t@ trangan-javatra maro hanampiana ny manodididna azy na nampiasaina ho entin’ny govnment amitany ny iraka maika tokony ho ataony. Indrindra @ toerana lavitra sy sarotra toy izao.

Manahy aho fa ahomby hoah ty fitondrana ty ary efa tena mihoatra ny hafaingananm-pandehan’ny masoandro mihintsy ny firifany !!!

Fa efa tsy ireo matin’velirano reo tsony ndray zao no resaka fa efa ny lllloooozzzzaaaa entin’ny kijeja sy ny andiam-balala !!!

Fitondrana avy @nao tokoa ary ve ity AAAAnnndddrrrriiiiaaaammmaaaannniiittttrrrraaa ooooo ???!!!

LLLLoooozzzzzaaaa !!!!

Samiaa velonaina.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS