Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 17h59
 

Répondre à un commentaire

25 février 2019 à 12:24 | Behantra (#9165)

Tsara aloha ilay ambopo , iza moa no tsy anontany hoe fa ahoana ?

Ho avy mantsy zao ny FIZARANA : dia aza gaga ary ianao raha toa ka tsy misy gasy na iray aza nahazo ’loka’

Dia mino ve nareo fa raha toa ka nazanona ho ’domaine publc’ io dia iala eo reo ’makorela’ , miboridana , mivarotra ny tenany eny Antaninarenina ary mitondra ny ’kiliany’ eny anzaridaina

Ny tenako akory tsy miteny hoe : mety ny ataon’i CUA , fa tokony hanome fanazavana ny antony nivarotana any io , ’domaine public’ io

Manaraka izany : ny teny aho hoe , ho avy izao ny FIZARANA

Ary izany fizarana izany dia mety tsy andalo eny amin’i ’assemblée’ sy ’sénat’ intsony

Zany hoe : ho ampiasaina ny diktatiora

DIA HOA SAHY ISAMBOTRA AN’I BÔKA VE NY BIANCO ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS