Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 15h33
 

Répondre à un commentaire

25 février 2019 à 16:15 | fandresena (#299)

Tena loza ny mahazo ny firenena ; Amiko tsy ny fampiasana force no zavadehibe ka hividianana fitaovampiadian hahabe vola ny sasany. Ny tokony hatao dia miverina amin’ny fitaizana, fampianarana ary indrindra indrindra ny Fampihavanampirenena. FAMPIHAVANAMPIRENENA !!! mba ataovy laharampahamehana tompoko o ! Ary raha ilaina tokony mifona amin’ny Malagasy rehetra izay nanongampanjakana tamin’ny 2009 satria tena « ohatra ratsy » (mauvaise exemple) ho an’ny tanora iny zavadoza iny. Hoe : Rehefa mampiasa fitaovampiadiana izany dia tsy mahazo fanjakana ara-dalàna na ho ela na ho haingana. Zava-doza anie no naterak’iny raharaha iny fa tsy tokony hamaivanina mihintsy e !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS