Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 16h59
 

Répondre à un commentaire

22 février 2019 à 16:28 | Behantra (#9165)

Ary bôka zao mba aiza é ??

Taminy androny Rajao mantsy dia tena miorakoraka be faona ry mapar hoe : fa makaiza faona ity rajao ity e ?

Ankehitriny i bôka dia toa mandany volambahoaka fotsiny any amin’izay alehany any , tsy mihera amin’ireo olona nifidy azy akory !

Dé la réunion kely zany no mba nahazo loka .... fa i Madagasikara bé kosa dia mbola mihinany tsy finany ao faona

Eny é andraso eo paoly itondra lakaoly !!!

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS