Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 09h25
 

Répondre à un commentaire

22 février 2019 à 16:11 | Vohitra (#7654)

Tamin izany andro izany hono Rankizy, nanamboatra hopitaly manarapenitra ny filoha tao @ Tanana iray.
Nivarotra harena tao @ tanana ny filoha hahafahana manamboatra ireo hopitaly, ary betsaka tamin ireo namany ihany no nomeny ny tsena ho fanamboarana izany.

Angano sa arira ?

Anontanio ary i Heribe hoe nahazo tsena firy tamin izany e !

Madio ve ny tolobarotra tamin ny tsenambaropanjakana tompoko o ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS