Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 11h27
 

Répondre à un commentaire

22 février 2019 à 11:26 | I MATORIANDRO (#6033)

Tian’reto mpitondra napetraky ny hcc reto mihintsy atao vitrine eo ireto fadiranovana mpiogaoga azy reto. Maninona aloha raaha nafindra any Ambohidrapeto ireto olona reto na de nanaovana io trano vy io aza ???!!!

Fa zah koa mba te hanontany an’i la woman mpisitrika anaty firinga hoe takelaka fahafiry ao @ tanamasoandro no milaza fa atao kontenera ilay building ???!!!

tsy menatraa ve nareo hoe i pedro aza mahavita manangana trano vato ho an’i mahantra nefa nareo midongy sy nanao izay fomba rehetra nahalany anareo tsy mahefa afa-tsy trano vy ???!!!

Tena mbola misy mianatra toetran’TIM ao r’inandra mahatonga io aasa io kitoatoaa otran’zao a !!! Rohasy tao. Hi ! Hi ! Hi !

O leretsy a ???!!! Hoy le olona raiky zay.

Hosory tsara ihany aloha le taniravo fa tsy manjafoka tsara.

Samia velonaina

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS