Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 14h33
 

Répondre à un commentaire

22 février 2019 à 10:59 | I MATORIANDRO (#6033)

Sao de lazain’reo mpisitrika anaty firinga ndray fa tsy mba manolo-kevitra mihintsy fa mitsikera fotsiny.

Zao no izy : ataovy toy ny ataon’reo zandary miasa sy miambina ireo magazay karana sy sinoa aty tamatavy ny asan’reo mpitandro ny filaminana rehetra. Tsy hay izy ireo naa voakarama manokana na ahoana fa dia saika isaky ny 2 andro dia misy mitety ireny magazay ireny manontany hoe milamina ve ny ato. De toy izany koa no atao isan-tokan-tranon’olona rehetra arak’zay tratra tokony manontany isam-baravarana n,y olana sy ny zava-misy mahakasika ny fiainan’olona ireo mpitandro ny filaminana @ zay ka tena miatrtaika @ olona ary azony ilay hoe miaro sy sarotiny @ vahoaka sy ny fananany.

Zay no mba hevitra hitako r’inanadra la woman sy ry Bo.Be.le man de mba ampitampitaoi any fa nareo hono efa tena misolelaka mafy an’ty fitopndrana napetraky ny hcc ty.

Samia velonaina.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS