Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 16 avril 2024
Antananarivo | 10h37
 

Répondre à un commentaire

22 février 2019 à 10:22 | kankana (#10553)

Mba mangataka izahay amin ny fitondrana hanasazy faran ny zay mafy indrindra hanadio ny fitsarana, hanala amin ny asany ireo mpitsara mpanao systématique détention provisoire mba ahazoany vola, maro ny olona nadoboka amponja tsy jeren izy ireo tsony rehefa tsy mandoa vola hamoahana azy. Ny any zandary sy polisy efa manao izy ireo, fa reo mpitsara mameno ny fonja rehetra manapotika fiaianan olona amin fanararaotampahefana sy fitiavambola, miandry izahay vahoaka. Mila valiny mahafapo tsy mitanila. Maro loatra ireo mpitsara manapotika hoavain ny olona eto amintsika mendrika ny ho revoqué-na fa tsy manjary. Indrindra ny any amin fairitany ny toerana lavitra ny renivohitra.
Jereo ty azafady : Puni pour être pauvre.

Ny mpitsara tsy marina no mendrika ho faizina otran ireo. Aiza ny fanjakana tandalana efa tsy rariny tsony, tsy afaka hiandry ny any andanitra ny olona vo hisy fitsarana. AMPY IZAY

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS