Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 16h05
 

Répondre à un commentaire

21 février 2019 à 16:00 | Vohitra (#7654)

Tsy misy olana izay olona tendrenao eo e, amiko na mahomby izy ireo na tsia dia ianao ihany no tomponandraikitra fantatro e

Ianao no nanao velirano tamiko fa tsy ireo olomboatendry ireo e !

Io izao notendrenao ho DG an ny KRAOMA ilay Mapar hiringiriny, tsy misy olana izany e. Tandremo fotsiny sao faillite sy hyperendette ny orinasa ary e.

Ny vahoaka noana sy fadiranovana tsy.afaka miandry ela an !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS