Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Zora : Merci Kartell pour ces précisions.
- kartell : Non, pas de nouvelles exigences, loin de là, mais la raison de la mise en (...)
- Zora : Madagascar a eu une homologation provisoire en 2021 en attendant la (...)
- bekily : Eny eeee ! Que sera , sera lava ! BE RESAKA LAVA I BOLOKY (...)
- bekily : Allons voir les stades chez nos cousins africains !!!! Ex : au Sénégal .. Il (...)
Tsy dia hoe na inona na inona ataon’ny gvt no olana , fa ny nahatongavan’ireo eo @ toerany : halabato.
Efa teo ireo folo taona , 2009, hatram zao, tsy nanao hafa tsy ny nangalatra.
Efa eo daholo ny résultats fmi, BM , ny corruption dia tam 2009 no nihidina ny classement , 134e, nefa 2008 dia 84.
Tam Andry io nanomboka, toy izany koa résultats économiques rehetra.
Halatra, halatra, halatra.
Toy ny hoe faly ny mpangalatra rehetra, dia mirongatra ny vonoan’olona sy fankana an keriny,
Tsy midy toa azy, satria fantany fa tsy misy atahorany intsony.
Faly ery ny polisy, zandary, rasily fa hampihorohoro vahoaka , mitohy ny halatra.
Vaky ny fonja...
Ny douanier vao mia koa faly, diboky ny hafaliana.
Hafa ihany le manao ratsy e.
Vola io.