Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 12h51
 

Répondre à un commentaire

20 février 2019 à 11:58 | rakoto-neutre (#8588)

Lay fitaovam-piadiana mihahaka etsy sy eroa no tokony hasiana fiheverana. Raha tena manao fanadihadina ve dia tsy ho fantatra ny fihavian’ireo basy tratra ireo.
Lasa tena jiolahy mpamono ankehitriny ny jiolahy gasy ka tokony hatao faran’izay henjana ny sazy ampiharina @izy ireny. Ohatra : 20 taona na mihoatra aza an-tranomaizina.
Ny mampalahelo anie dia tsy ny fanananao intsony no alainy fa taperiny h@ aina.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS