Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 13h52
 

Répondre à un commentaire

18 février 2019 à 14:52 | I MATORIANDRO (#6033)

Tsotra fotsiny ny resaka mahakasika ireo harena sarobidy tafaporitsaka tsy amin’anton,y eny @ seranantsambo fa indrindra indrindra mahakasika ty anjamena anjamena maha bereska ity.

Satria voararan’ny lalàna ny fanondranana ty hazo ty de inona no olana raha dorana eo imason’ny tompony sahala @ toaka sy rongony izy io ???!!!

tsy hevitra vaovao io fa efa naposakay sy naverimberinay matetika eto ihany ary mbola ho averinay foana satria efa fantatra fa raha ty fitondrana ty dia tsy hanao izany mihintsy !!!

Tsy hoditra vaovao mihintsy no hanampenana ny hoditra efa kepaky ny haratsiana fa raha izany dia samy hiara rovitra izy roroa.

Tsy maintsy siny vaovao no asiana divay vaovao.

Apetaho tsara aloha le manjamaso r’inandra sy ry Bo.Be.l fa mitady hiofaka sahady izy zany a !!!

Samia velonaina

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS