Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 10h39
 

Répondre à un commentaire

18 février 2019 à 16:45 | Behantra (#9165)

Akaotran’zany aloha

Dia tena leo déléstazy : very daholo ny tsaky tao anatin’i frizidéra !

Soa ihany koa fa tsy nahita ny tavan’i bôka tatohato fa raha tsy izany dia miaraka aminy opa
ny hoe : isy bala explosiva indray mandé dia tonga dia mipatitaka !

Lay ’apartéman’ kely tao Ampefiloha dia simba , nidiran’i rano : voatery nésorina ny gorodona fa tsy nisy nilàna azy itsony

Tena masosay e !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS