Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 23h28
 

Répondre à un commentaire

18 février 2019 à 10:49 | fandresena (#299)

Fa maninona moa no mbola miteny izany Tanindrana izany foana ? Mba mieritrereta lalina fa tena maizintsaina. Izany fomba izany no efa novoizin’ny mpanjanatany hatramin’izay ary nanapotika antsika mianakavy dia mbola izany ihany no tohizna ? Olona mba nianatra sy kristiana ihany angamba ka nahoana no miteniteny foana taha izany ? Malagasy isika rehetra dia mba ataovy ampy izay. Izay no atao hoe fampihavanampirenena.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS