Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 23h22
 

Répondre à un commentaire

18 février 2019 à 09:31 | I MATORIANDRO (#6033)

mbola mihosotra manjamaso fona ve no atao mandritra ny 1 volana r’inandra sy ry Bo.Be.l a ???!!!

Fanazavana kely fotsiny ho an’ny mpanoratra sao diso ny resaka : ny kominina Itaosy tompoko dia miisa 9 na 11 eo ho eo ny fokontany mandrafitra azy raha tsy diso aho. Izany Avaratsena teneninao zany dia tsy fokontany ao Itaosy velively fa aza miteniteny foana. Ny kominina Itaosy dia 7 na valo km miala ny tetezan’Ampasika fa tsy hoe manomboka eo Ampasika.

Io tsy fifehezana ny fandriampahalemana io dia tena talentan’reto olona nofidin’ny tanindrana ka notendren’ny hcc reto. Tsy gaga mintsy aho raha tsy voafehy io sehatra iray io.

Voalaza zao fa 5% ny fitombon’ny harin-karena navelan’ingah vy miaina heridegany fa za manahy fa hiiba 1% io @ faran’ny taona satria tsy talentan’reto olona vao lany reto ny mampiakatra na mitazona io salan’isa io farafaharatsiny.

Zao nefa, raha tiana hiakatra ny firenena de tsotra ny teniko : omeo sisiny ahafahany manao ny asany ankalalahana fotsiny Andriamatoa NTSAY Christian dia ho hita ny ezaka ataony ; zaho koa miangavy an’Andriamatoa NTSAY Christian hoe rehefa tsy azonao io sisiny ahafahanao mihetsika io nohon’ny sakantsakanaa ataon’reo mpisompatraa de aleo miala fa ho hasiso ao ianao.

Samia velonaina

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS