Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 11h48
 

Répondre à un commentaire

15 février 2019 à 16:07 | Lefona Again (#10319)

Tena T..Y be le Dahalo rehefa miresaka ! Perte totale na en état de démence !
Tsy misy horaisina izay lazainy ! Voan’ny tazo angamba ka lasa matory andro toy i Matoriandro !
Miteny zavatra tsy misy lohany sy ny vodiny, afangaro daholo izay kely an-tànana ! ssss...Very tena very marina !
Efa simba ka ny hendry dia hamela azy ireo mba hiteny ! Raha tsy misy anie i MT, mba aiza no ahafahany hilaza ny fahoriany ? Ntsôô !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS