Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 20h13
 

Répondre à un commentaire

15 février 2019 à 09:27 | lysnorine (#9752)

Re betoko14 février 2019 à 09:55 : « R8 – TIKO –Tantara !)
« SAKALAVA
« Vous disiez hier que Ra8 est devenu millionnaire car il a travaillé dur C’est une blague . j’espère »
Fantaro ny tantaran’i TIKO. MARINA tokoa izany filazan’i Sakalava izany, fa ny nialona an’Ingahy Ravalomanana no betsaka tamin’ny tompon-tany Malagasy tsy nahavita ny vitany ka tsy nitandro hasasarana nanasoa ny MPIFANINANA taminy AVY ANY IVELANY na teto an-toerana.

Tamin’ny taona 1980 -1981 dia nomen’ny Banky Mondialy alàlana hampisambotra ny orinasa mpanao na hanao indosotria eto Madagasikara vola samborina aminy ny BNI (Banque Nationale pour l’Industrie) : CREDIT 977-MAG, IDA-financed line of credit to BNI). Tamin’ny taona 1981, dia nampisamborina US$ 700,000 tamin’io CREDIT 977-MAG io Ingahy Ravalomana nananganany ny TIKO. Toy izao manarak’izao no hita amin’ny tatitra nataon’ny Banky Mondialy ny amin’ny vokatr’izany. Fa ny tianay homarihina tsara aloha dia izao :

1) Sahabo ho ROAPOLO taona talohan’ny naha prezidàn’I Madagasikara an’Ingahy Ravalomanana izany ;

2) Niroborobo aoka izany ny TIKO ary sady NAMPANANKARENA an’Ingahy Ravalomanana no nampandroso ny indosotria MALAGASY teto Madagasikara : Tsy nisy ohatra azy mihitsy hatramin’izay, na efa teo ihany aza ny « Savonnerie Tropicale » sy ny hafa vitsivitsy. Ny « entrepreneur » Malagasy moa dia ny « industrie de SERVICES » ihany no tena mba fanaony fa ilay antsoina hoe « capitaine d’industrie » dia toa tsy nisy afa-tsy Ingahy Ravalomanana ;

3) Mazava ho azy fa ity « industrie laitière » natsangan’Ingahy Ravalomana ity dia nanaloka izaitsizy ary natahoran’ ny MPIFANINANA aminy avy any amin’ny tany hafa izay mivarotra « roduits laitiers » sns, aty amin’ny faritra manodidina ny Ranomasim-be Indianina. Satria na ho ela na ho haingana dia tsy maintsy hiditra amin’ireo « TSENA » ireo ny « produits TIKO ». Torak’izany koa, very fihinana koa ny eto an-toerana MPANAFATRA ireo « produits laitiers » ireo any ivelany. Koa tsy maintsy ho nezahan’izy ireo ny hahapotika an’I TIKO ary dia tapaka hatreo koa ny fandroson’ny « industrialisation » (agro-industries) eto Madagasikara, izay FATIANTOKA BEVAVA naterak’ireny fanonganam-panjakana tamin’ny 2009 ireny

4) Tsy fantatray hatraiza ny hoe nanararaotra ny naha-tonga azy teo amin’ny fitondrana Ingahy Ravalomanana nampiitatra ny TIKO sy ny hareny, fa ny tsy azo lavina aloha dia efa TALOHA ELAN’IZANY no niroborobo ny TIKO sy ny naha-lasa MPANEFOHEFO an’Ingahy Ravalomana.

World Bank Report N° 7179
PROJECT COMPLETION REPORT MADAGASCAR BANKIN’NY INDOSTRIA (BNI) (CREDIT 977-MAG)
April 4, 1988
Annex 13

- List of Subprojects Financed under Credit 977-MAG
(liste des sous-projets financés sous la ligne de crédit. de 977-MAG)

Subproject Name : 2. TIKO
Subproject No : A-2
Date Authorized : 12/81
Amount Authorized (US$ 1,000) : 700
Amount disbursed as of 30 /09/86 (US$ 1,000) : 700

- Project Completion Report (rapport d’achèvement du projet
. Economic Characteristics
Share of local Raw Materials in Total Production (%) : 20
Economic return (%) : 35

. Financial Characteristics (in FMG million)
Total Project cost : 476 (Local : 183 ; Foreign : 293)
BNI Subloan : 293
SELF FINANCING : 183
Financial Rate of Return (%) : 38

Summary Description and Present Status of Above Free Limit
Subprojects Financed under Credit 977-MAG

Products LaitiersTIKO (A-2)
Subloan : US$700,000
Disbursed : US$700,000

This subloan was extended to the then newly established TIKO company which produces dairy products such as pasteurized milk, yougurt, butter and cheese.

Investment started in 1981 and was completed in 1983 when the plant actually began operations. Initial project cost were estimated at FMG 249 million while actual investment totalled FMG 475.6 million. Cost Overrun was due to devaluation of the FMG (especially vis-à-vis US$) and additional investments originally not envisaged by the firm (supplementary building necessary for appropriate stocking).

As in the case of other subborrowers, fluctuations of the exchange rates caused a significant increase of TIKO’s indebtedness and its current expenditures. The subloan served to finance the foreign exchange costs of the project.

Regarding production, the company started at a low level in 1983, the first year of operation. However, in 1984 and 1985 the company’s activities increased significantly. Total production targets have been exceeded, particularly In 1985 when there was sufficient supply of raw material.

It is noteworthy that TIKO’s employment creation exceeded considerably the projections (65 actual jobs vs. 33 jobs .s foreseen In the project document).

Currently, and still for more years to come, the firm is dependent on imported raw material (milk powder, butter oil). Nevertheless, at least up to 1990 full capacity utilization is virtually guaranteed because In addition to the normal import quotas, PAN (World Food Program) will supply, as part of a 5-year operation plan, milk powder and butter oil averaging annually 380t and 500t, respectively.

Concerning OPERATIONAL and FINANCIAL PERFORMANCE, the company showed EXCELLENT RESULTS (1983 SALES of FMG 302 million and PROFITS of 58 million ; the 1985 figures are FMG 1.1 BILLION and FMG 568 million, respectively). There are NO ARREARS of the SUBLOAN.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS