Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 11h09
 

Répondre à un commentaire

14 février 2019 à 15:07 | lanja (#4980)

Tsara ny fandraisana andraikitra toy izao, na ho fampitahorana ny hafa fotsiny aza, enga anie mba hiatra @ mpiray antoko koa.... be dia be ireo lasa mpaneoefo tampoka t@ tetezamita, misy dia nahavita chateau tampoka mihitsy, be ny asa miandry raha tsy hoa manao cinéma eto amboalohany fotsiny...ary tsara mihitsy manomboka izao, raha sahy mangarahara marina , atao ho fantabahoaka ny filazana fananana fa tsy atao mangingina ao @ HCC ao fotsiny, @ izay mba hazava @ vahoaka satria tsy voatery ho mpangalattra daholo koa akory ny mpanankarena rehetra

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS