Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 07h54
 

Répondre à un commentaire

13 février 2019 à 08:37 | lanja (#4980)

Ny vokapifidianana nataotsika malagasy farany teo Dia anisany mampiseho mazava n’y safiditsika momba ny ho avin ity nosy ity, izany safidy izany Dia mifanohitra tanteraka @ programan dRatsimandrava , noho izany Dia fahatsiarovana manaja n’y maha olona sisa fa raha ny ankoatrizay Dia fiatsarana ivelantsihy s’y rediredy.......tsy n’y fokonolona tompoko no hanatanteraka n’y IEM, tsy n’y fokonolona no ho tomponteny @ fitrandrahana n’y harena eto,volamena sns eto...tsy misy hidiran n’y fokonolona n’y @ bail , n’y contrat , s’y n’y tambiny rehtra omena izay hantsoina, lazaina fa hampandroso eto, ....,aiza ao @ constitution ntsika n’y fahefan n’y fokonolona ?...mpanambola iray fotsiny Dia afaka mandroka fokonolona iray manontolo Ary mandrava hatra@ fasandrazana.... Aza gaga raha tany Paris no niantsona olona voalohany @ ity IEM ity., ....fokonolona vaovao eny @ tanamasoandro angamba no mety tena mahay io teny vahiny io......Mila hery , (aleo tsy ataoko hoe herimpamoretana) n’y fiarovana s’y fanatanterahana izany .politika izany, aoka tsy hatao mahagaga n’y fampanaovana politika ny mpitandro n’y filaminana eto, Ary n’a misy aza te hanatanteraka n’y fotokevitra toa n’y an dRatsimandrava ao @ tafika, ahavita inona ?, n’y candidat nilaza n’y Hanatanteraka Ilay politika asa, asa raha tena mahalala izay lazainy. N’a n’y IEM, n’a n’y MAP, n’a n’y fisandratana 2030 Dia Samy tsy manome fahefan n’y fokonolona daholo, koa Asa izany raha azo lazaina ho Very olomanga tokoa isika raha toa ka n’y mifanohitra no ataotsika

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS