Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- le corbal : ??????????????? Si quelqu’un a compris quelque chose qu’il m’explique...vraiment
- le corbal : « quand l’ « ATAVIZO » « le les corbals corbaux » nous prétendra qu’il a bâti (...)
- le corbal : Non, zora, quand on aura besoin d’un « cornichon » on te le fera savoir, tu (...)
- le corbal : Eh oui, zora, j’ai fait plein de choses et je me vante à tour de bras car (...)
- el che : Bonjour Elena Humilier par orgueil mal placé à 27 pays européens , c’est se (...)
folo taona lasa izay no nampanantenaina fiovana goavana ny malagasy.... dia nahita fiovana tokoa.... nitombo aloha ny mpanefoefo tampoka, tsara izany, fa tsy ampy satria ankoatrizay dia nihemotra isika....tsy ilaina tanisaina eto, mivandravandra lotra ny fahavoazana.. fa ny eto aza tsy zakanao, mimenomenona , ny CI no olana eh, Rajao no tsy izy eh, sn sns....izany ve no révolutionnaire hanova an i Afrika, ? ihomehezan ny afrikana isika , fantany hoe taiza ianao no nisitrika t@ 2009, ary fantany hoe iza avy no nanampy anao ....eto madagasikara no azo vokisana propagande lava ny marivo salosana, faly nahazo akanjo orange, fa ny any ivelany mahita hoe lasa any @ faha 4 avy any @ rambony ny gasy