Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 11h30
 

Répondre à un commentaire

12 février 2019 à 07:15 | lanja (#4980)

folo taona lasa izay no nampanantenaina fiovana goavana ny malagasy.... dia nahita fiovana tokoa.... nitombo aloha ny mpanefoefo tampoka, tsara izany, fa tsy ampy satria ankoatrizay dia nihemotra isika....tsy ilaina tanisaina eto, mivandravandra lotra ny fahavoazana.. fa ny eto aza tsy zakanao, mimenomenona , ny CI no olana eh, Rajao no tsy izy eh, sn sns....izany ve no révolutionnaire hanova an i Afrika, ? ihomehezan ny afrikana isika , fantany hoe taiza ianao no nisitrika t@ 2009, ary fantany hoe iza avy no nanampy anao ....eto madagasikara no azo vokisana propagande lava ny marivo salosana, faly nahazo akanjo orange, fa ny any ivelany mahita hoe lasa any @ faha 4 avy any @ rambony ny gasy

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS