Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 11h38
 

Répondre à un commentaire

6 février 2019 à 17:45 | Sir Sherlock (#10552)

Salanitra ianareo tompoko,
Mamela ahy ianareo hivoana kely amin’ny ady hevitra izay mikasika ny laharampahamehan’ny governemanta Ntsay.
Iaraha mahalala manko ny vaovao vao mafana izao anio izao dia tsy inona fa ny nahalasan’i Jeneraly Rakotonandrasana Noël.
Raha ny vaovao mande eny amin’ny tambazotran-tserasera eny dia voina no nahafaty azy.
Ny tampoka moa tompoko tsy maha lehilahy, anefa kosa, somary taitra ny Tena raha nandinika hoe, iray andro alohan’ny fankalazana ny 07 febroary mihintsy izy no niheren-doza tahak’izao.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS