Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 23h28
 

Répondre à un commentaire

5 février 2019 à 16:54 | Lefona Again (#10319)

Le problème était latent et tout le monde semble dire « efa fantatr’izao rehetra izao fa hirodana ireo vato ireo », pourtant...personne de chez personne n’a pensé qu’il était urgent d’y faire face, de prévoir en plus de 70 décnnies. IZa no diso amin’izany ? Ny mpitondra ve ? Indrindra fa ny mpitondra ankehitriny fotsiny ve ? Sa ny commune ? Sa ny architecte ? sa ny olona nionina eo koa ?
Mba nanampa-kevitra ny GVT izao, mba avelao izy hiasa, ho hitan-tsika foana anie ny zavatra vitany na tsia e ! Izay fomba hanaovany an’izany, azy iny, fa tena moramora no antsika eto tokoa mantsy ny handatsa, hanôgany sy hanaratsy fotsiny. Mba mahaiza mifehy-tena sy mikombo-bava leiretsy !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS