Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 11h31
 

Répondre à un commentaire

4 février 2019 à 19:20 | lysnorine (#9752)

Tsy ny fitombon’ny vita vaksiny ve no vao mainka nampitombo ny fihahaky ny kitrotro sy ny isan’ny matiny ?

« Les statistiques du ministère de la santé révèlent que...56% des cas signalés sont par ailleurs des sujets NON VACCINÉS et de statut inconnu »

Izany hoe : 44 %-n’ny fantatra fa voan’ny kitrotro izany dia olona NATAO VAKSINY, izany hoe TSY NIARO azy ireo izany ilay vaksiny. Koa mety ho ireo VITA VAKSINY ireo - kanefa tsy naharitra ny fiarovany- no NAMINDRA ny aretina tamin’ny MANODIDINA AZY TSY VITA VAKSINY.

Na dia izany aza dia toa vao mainka hiroborobo ny fivarotana orinasa ilay vaksiny :
« L’achat sera effectué auprès de la SOCIÉTÉ SALAMA qui dispose des stocks nécessaires. »
Ny ahìna dia HIARA MITOMBA amin’ny fanaovana ny vaksiny fanefitra aza ny mponina, ny isan’ny ho matin’ny kitrotro.

Efa nisy fampahalalam-baovao vitsivitsy momba izany nataonay teto vao haingana ao amin’ny « Epidémie de rougeole : un bilan de 80 morts », jeudi 24 janvier 2019 :
https://www.madagascar-tribune.com/Epidemie-de-rougeole-un-bilan-de-80-morts.html?id_article=24544&id_objet=24544#formulaire_forum
. lysnorine 24 janvier (2019) à 10:56 & 21:34
.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS