Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 15h26
 

Répondre à un commentaire

1er février 2019 à 12:08 | rakoto-neutre (#8588)

Mbola tsara
Hevitro manokana : ny ankamaroan’ireo solombavambahoaka reo dia tena ara-bakiteny tokoa fa dia misolo ny vavan’ny vahoaka, izy ireo no mandrapaka zay natao ho an’ny vahoaka. Ts’isy raha vitan’izy ireo fa dia ny miady ny tombotsoany ao Tsimbazaza ao no andaniam-bola @ fivoriana atao.

Fa maninona koa moa raha foanana ny tombotsoa mihoham-pampana omena azy ireo, dia @zay tsy mihazakazaka hiditra ao zao olona tsy mendrika rehetra zao.
Taloha anie ka miasa zany depiote zany, mandeha tongotra mihitsy aza mijery ny vahoaka ao aminy.
Lay CENI koa dia mampiady angely sy mpandany vola koa, foano any. Mitovy @zao koa anie ny CENI any Afrika any.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS