Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 03h57
 

Répondre à un commentaire

9 février 2019 à 10:33 | fandresena (#299)

Efa fantatra fa hamidiny amin’ny renikely ambongadiny ny tanàna. Ny any Ste Marie sy Nosibe Hell ville aloha dia efa amboary ny saina fa efa lasa ny any. Rehefa izay koa moa no safidin’ny olona any akory atao ? Amidin’io rangahy io daholo ny Tanindrazana ary hozarazarainy Madagasikara. Ny any Avaratra amidy, ny any atsinanana, ny any atsimo tapitra hamidiny daholo. Dia hopotipotehiny miaraka amin’ny miaramila sy ny zandary amin’izay Antananarivo sy Antsirabe izay tsy tia maizina azy. Hiara-mahita eto isika fa izay no lalàna havoakany sy amboariny eo. Izay no hahafahany hipetraka eo mandrapahantitrany sy mandrapahalany ritran’ny fananana ka hahatonga antsika ho andevon’ireo …

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS