Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 17h58
 

Répondre à un commentaire

30 janvier 2019 à 17:16 | Lapoum (#10578)

Salama e,

Ilay minisitra no tokony ho nahato @ asany fa tsy ilay mpamily. Tena olona tsisy ilàna azy mihintsy ilay minisitra satria vao tsy ampy herinandro akory no namoahana ilay fitsipi-pitondrantena dia efa mibirioka sahady.
Ilay mpamily anie ka tsy manantsafidy e ! Manatanteraka ny baiko avy am’ingahy sefo fotsiny izy.
Any @ miaramila dia misy fitenenana izay manao hoe « L’autorité qui donne l’ordre en est responsable ». Asa na olona tsy nanao miaramila ny praiminisitra sy ny filoha fa dia tsy mety izao fanapahankevitra noraisina izao.

Fehiny : Avereno @ asany ilay mpamily ary ahato na soloina ilay minisitra.

Misaotra tompoko.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS