Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 21h16
 

Répondre à un commentaire

29 janvier 2019 à 11:41 | rakoto-neutre (#8588)

Isika Malagasy anie dia mora miova loko toy ny tanalahy, Rajoelina zao no manjaka, dia mafana fo mihitsy midera sy mankalaza azy toy ireny Andriamanitra kely ireny, dia toy izany ry Lalatiana rehefa mahazo toerana dia mangina. Raha tsy mitanila dia omeo sehatra ao @ TVM sy RNM koa reo heverina mamely fitondrana. Tsara anie ny misy mba manindrona hanitsiana ny tsy mety, fa raha samy manaiky fa tsara daholo ny atao dia lasa mivadika fanararaotana ho an’ireo deraina sy hobiana : « DERA SY LAZA ANIE HO ANAO ».

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS