Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 06h13
 

Répondre à un commentaire

12 janvier 2019 à 14:11 | Tsisdinika (#3548)

Dia aza hiraina koa izany ny hiram-pirenena fa misy ilay hoe « tahionao ry Zanahary, ity nosin-drazanay ity... ».

Zanahary izany tsy laika, na ilay Andriamanitry ny Baiboly no andraisana azy io, na ilay tompoin’ny mpandàla ny nentin-drazana.

Tsory hoe tsy sahy miantso an’Andriamanitra ho vavolombelona ingahy Rajoelina noho ny zavatra fantany fa nataony. Mbola tsy tara Andriamatoa raha te hibebaka na dia tsy eo intsony aza Itpklahy Lemina nananatra anao tsy hiditra framasao.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS