Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 03h20
 

Répondre à un commentaire

13 janvier 2019 à 10:55 | Ilaimena (#7897)

Les problems de la franse efa ho lava. Aiza ve ka voriana sy lazaina ho frantsay daholo izao Bodo at adala rehetra izao Mpanao baolina kitra ny 3/4 vazaha mainty franco.gasy e Franco.katsaka e Franko.voanjobory e
Franko.sans papier e lazaina fa territories d outre mer
daholo izao taninolona rehetra izao.
Manao fambolen’ny Mananotena I la frantsa nao Etsy asiako paraky Etsy voleko tsaramaso Etsy asiako lojy.
Vokany difotra so anaty fahasahiranana ireo Tena frantsay milaza fa lobaka mavo. Tsy misy reel fa cosmetic stuffing sy tany ravo no betsaka. Iza no victims ary iza no mahazo tombony ? .......
Zavatra hafa mihintsy indray MBA mahagaga
IEM sy ny puce amin my omby Aiza ve la izay manana omby vitsy indray no mandoa vola 12000 Ariary per unit fa my be omby gratis paolitika re izany e !!!

Trano Mora ??? Iza no mpampiasa vola vendrana ka tsy hitady tombony @ zany Bank, enterprises etc etc Ary angaha moa tsy izany no loharano nipoiran ny financial crisis tet USA nasaina sy namporisihina hanao pret daholo my olona rehetra MBA hi booster-na my consumption hono lasa miaina au dessus de leur moyen daholo my vahoaka. Mizeste fotsiny kanefa arahi-trosa.
Ka Raha izany paolitika izany koa no atao control C control V eto amintsika : Asaina sy amporisihina hanjifa zavatra tsy dia misy ilaina azy my vahoaka asaina sy amporisihina hakalaza ireo karazana fety sy fomba tsy misy ifandraisany @ kolontsaina ny vakoka malagasy eg saint Valentin . Silvester Halloween papa Noel etc etc Iza no ho Gary antoka ary Iza no hahazo tombony ? Sa ve Mila manao GJ koa isika ? Mila mahay manavaka my utile essential ary nypriorite n Mpitondra

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS