Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 01h51
 

Répondre à un commentaire

12 janvier 2019 à 16:09 | vohitsara (#8896)

"Le partage du gâteau
A l’heure où le nouveau président se prépare à son investiture, il devrait également faire-face à un dilemme titanesque relative au partage du gâteau." Arena R. - MT

Io ilay toe-tsaina masiso tanteraka manjaka eraky Afrika, dia ilay « toe-tsaina mpihaza sy mpioty » nanjaka tamin´ny andron´ny homo erectus.

Izay tonga eo amin´ny fitondrana - ary indrindra anie fa ireo manodidina akaiky ny filoha - dia tsy misaina afatsy ny « ihaza sy ihoty » izay rehetra azony angalarina ao amin´ny firenena.

Ny firenena iray manaontolo sy ny harena misy ao aminy io lazain´i Arena R. hoe « gâteau » io.

Indrisy !!

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS