Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 16h04
 

Répondre à un commentaire

12 janvier 2019 à 13:28 | Dapaoly (#8315)

Ireto « Intronisation » atao etsy Mahamasina hatramin’izay no mampieritreritra !!!! Toherana nanana ny maha izy azy izy io ara-tantara, indrindra io Vato Masina io.Taorian’ny 26 juin 1960 mantsy io Vato Masina io dia tsy nisy Dikany intsony .Navaovan’ny olona MALOTO tsy nisy toy izany tao ambadik’izy io ,indrindra t@ ireny sport scolaire ireny. Naloto, maimbo,wc public, natao tribune kely,nampalahelo no nijery azy io , izao ve izany Vato Masina izany ?. Na navaovana fomba Gasy fanadiovana aza efa Voavetaveta izy io ka tsy misy Hasiny intsony. Gasy Gasy iany ka sao lahy izany no tsy mampandeha anMadagascar ity....???? Hevitr’ireo Olobe ???

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS