Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 03h50
 

Répondre à un commentaire

12 janvier 2019 à 08:11 | lysnorine (#9752)

Re : « Le Chef de l’Etat nouvellement élu avait déjà évoqué lors de sa campagne électorale qu’il aurait DÉJÀ PENSÉ au Chef du gouvernement qu’il va nommer ainsi que les membres de celui-ci. »

Ny azo andraisana izany dia izao :

« Efa TALOHAN’NY FIFIDIANANA no nanolotra MIALOHA tamin’ny MANAM-PAHEFANA FRANTSAY anaran’olona hotendreny amin’ny toerana lehibe ao amin’ny governemanta hahazoany mitandrina fatratra ny tombon-tsoan’i Frantsa sy ny orinasa Frantsay, Ingahy Rajoelina, ka iandrasany ny FANKASITRAHANY ny hanatanterahany azy rehefa vita ny fifidianana »

Koa tsy dia misy dikany loatra ny hoe « les spéculations vont bon train » na ny tombantombana atao momba an’izany.
Mba hampahazava izany, dia aoka hotsarovana izao FIVOASANA izao, NOSORATANAY dieny ny ampitson’ny fihodinana voalohany :
« lysnorine 22 novembre 2018 à 17:11 répond à sasa ^
ao amin’ny « Marc Ravalomanana retire ses requêtes auprès de la HCC
jeudi 22 novembre 2018 »
https://www.madagascar-tribune.com/Marc-Ravalomanana-retire-ses-requetes-aupres-de-la-HCC-24415-24415#comment387749

« @sasa 22 novembre 2018 à 15:45 | (#10303)
« Mazava be kosa araka ny fijerinay fa nanao « DEAL » tamin’ i Frantsa Ingahy Ravalomananana...Tsapany angamba fa TSY HAHATOHITRA ny hala-bato sy ny fanodikodinana ny voka-pifidianana efa voaoman’ny governemanta Ntsay sy ny CENI ary ny SVMB isaky ny distrika mialoha, dieny tamin’ity fihodinana voalohany ity, [izy] ary hohamarinin’ny HCC mandrakariva. Koa AZONY ANTOKA fa TSY HO LANY izy amin’ny fihodinana faharoa...

« Tsy misy FAHAMARINANA rahateo na toa inona na toa inona azo antenainy avy amin’ny HCC izay TSAHIVINA fa : tsy nialasala NANDIKA ny lalàm-panorenana sy NISAZOKA ny FIANDRIANAM-BAHOAKA, loharano ipoiran’ny fahefana rehetra, sy ny FAHEFAM-PANJAKANA napetraky ny vahoaka tamin’ny olona nifinidiny (prezidàn’ny Repoblika, depiote), tamin’ny fanonganana ny PM [Solonandrasana] sy ny governemanta teo aloha mba hametrahana ny SARIBAKOLIN’i Frantsa sy ny hoe « communauté internationale » eo amin’ny fahefana.

« Ny TSY MAINTSY HANDRESEN’ny KANDIDÀN’I FRANTSA na amin’ny fomba ahoana na amin’ny fomba ahoana, na inon-kidona na inon-kihatra no nokendrena amin’izany sy ho vain-dohan-draharahan’ilay PM vaovao.... » . NOHAMARININ’ny mpanoratra ity matoan-dahatsoratra ity rahateo izany : « Christian Ntsay peut-être considéré comme l’ARTISAN de la victoire d’Andry Rajoelina lors de cette élection présidentielle...il a porté l’homme fort de la plateforme politique Mapar à la présidence du pays par la voie des urnes. »

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS