Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 14h47
 

Répondre à un commentaire

10 janvier 2019 à 11:06 | Midabetsy (#8062)

Salama daholo.
Araka ny efa nosoratako teto omaly dia fihetsika mendrika izao nataony izao.
Manandratra avo ny hajan’ny firenena Malagasy sy ny vahoaka ao aminy izao fihetsika izao.
Toa nampanenina ny nitsara be fahantany azy ary ialana tsiny etoana izany.
Zoky tokoa ianao ary asehonao ny fahendrena.
Toa avo loatra indray ilay fihetsika ka asa ny filoha vaovao raha hahavita hamaly izao amin’ny asa izay hataony.
Tous mes sincères remerciements au SEM Président Ravalomanana Marc.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS