Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 04h28
 

Répondre à un commentaire

9 janvier 2019 à 21:30 | lysnorine (#9752)

Re Hooligans261 9 janvier à 10:52
« Gasy aho, Gasy ianao, Gasy isika...Gasy ny filoha, Gasy ny mpifanandrina taminy...tena GASY isika....
« MADAGASIKARA ho an’ny MALAGASY ary ny MALAGASY ho an’ny MADAGASIKARA »

1) « Gasy ny filoha » : Isan’ny OLOM-PIRENENA FRANTSAY no Filoha, tahaka ny maro amin’ny mpikambana tamin’ny governemanta Malagasy hatramin’izay ihany sy ny mpanao fanjakana Malagasy ambony.

2) « MADAGASIKARA ho an’ny MALAGASY ary ny MALAGASY ho an’ny MADAGASIKARA »

- Efa hatry ny ela no TSY AN’NY MALAGASY INTSONY i Madagasikara fa « tompony mangataka atiny » sisa ny VAHOAKA MALAGASY izay tsy mitsahatra mitrongo vao homana.

- Efa hatry ny ela ihany koa no nihatra tamin’i Madagasikara ny fitenin’ny Ntaolo hoe :
« Tahaka ny FASANA ity : ny AVY ANY IVELANY indray no MIRAHARAHA ny TOMPON-TRANO ».

Ary ny fanaovana VARO BOBA an’i Madagasikara amin’io « ANY IVELANY » io ihany no pôlitika nivavahan’ny mpitondra Malagasy sy ny ankamaroan’ny mpanao pôlitika Malagasy ka notontosainy an-tsakany sy an-davany nandritra ny FOLO TAONA MARO lasa ka mandrak’ankehitriny. Ny omaly tsy miova ihany ny ho hita rahampitso ny amin’izany.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS