Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 23h20
 

Répondre à un commentaire

9 janvier 2019 à 11:50 | Midabetsy (#8062)

Salama daholo.
arahabaiko eto manokana Atoa Filoha Ravalomanana izay naneho fahendrena sy fahamatorana feno teo anatrehan’izao tontolo izao. Nampisondrotra avo ny Voninahitr’i Gasikara ianao manoloana an’i Afrika raha faharesena teo @ fifidianana no resahina.
Ho an’ny filoha vaovao indray dia mbola tsy manana hambara firy ny tenako.
Asa enao na hanohy ny fahendrena izay nasehon-dRavalomanana na haneho hadalana.
Eo antsika mahita izy.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS