Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 03h57
 

Répondre à un commentaire

9 janvier 2019 à 10:52 | Hooligans261 (#10512)

Gasy aho, Gasy ianao, Gasy isika...Gasy ny filoha, Gasy ny mpifanandrina taminy...tena GASY isika, ndeha re hitondra amim-bavaka ny firenena ISIKA fa indrindra ho an’ny GASY rehetra mba hiposahan’ilay maraim-baovao izay efa no andrandraina fatratra nandritra ny taona maro.
Andriamanitra anie hitahy an’i Madagasikara mamintsika ary hitahy ny GASY rehetra...Mirary soa feno ho an’izy mirahalahy mianaka...sy ho antsika rehetra.
MADAGASIKARA ho an’ny MALAGASY ary ny MALAGASY ho an’ny MADAGASIKARA

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS