Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 18h48
 

Répondre à un commentaire

9 janvier 2019 à 09:49 | tikitikitika (#10412)

Salama daholo e !
Arabaina ny Filoha vaovao, ankasitrahana ny fihetsikin’ny nifaninana taminy ary indrindra indrindra hisaorana ny malagasy rehetra izay naneho ny heviny nandritra iny fifidianana iny. Na ireo nifidy na ireo tsy nifidy, tsy misy avahana. Fanehon-kevitra daholo izany.
Ny toky fitaka fa ny atao no hita. Koa isika mponina rehetra eto amin’ity tany ity, tsy ankanavaka, no ho vavolombelona amin’ny fanantaterahana ny fampatokisana rehetra natao nandritra ny fampielezan-kevitra.
Ny aina no matezà.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS