Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 11h48
 

Répondre à un commentaire

8 janvier 2019 à 11:57 | Maestro (#7313)

Copié Collé

Araka ny fampitam-baovao azo dia ilazana ny Ray aman-drenin’ny mpianatra rehetra ao amin’ny « Collège Saint Michel AMPARIBE » fa tsy mianatra ny mpianatra REHETRA anio hariva 8 janoary 2019. Hiangaviana hianareo haka ny zanakareo rehefa mirava ny mpianatra maraina.
Raha misy ireo mpianatra tsy misy mpaka dia ho tazomina ao anatin’ny « enceinte collège »izy ireo mandrapaha-tonga ny ora firavana ny hariva.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS