Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 14h59
 

Répondre à un commentaire

9 décembre 2018 à 12:54 | lanja (#4980)

Fotoana tokony hitenenany kanefa izy nangina noho ny antony izay tsy sarotra fantarina velively, zatra ny lalandririnina, na izy miaiky fa tsy mety ny nataonjanany, dia nila fihavanana, na nanaiky ny hanasaziana ny zanany, tsy izy irery no manana ankizy maditra, na izy mahita fa mety ny nataon janany dia tokony hiaro tena @ fomba tsotra, tsy mila intervention, tsy izay no zavamisy koa amiko dia mendrika azy ny voaroka... ary asa na inona ny gradin ity mpamonjy boite de nuit ity no ahafany mitondra basy tsy en service

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS